Ry firenena rehetra, avia
Ny salamo fohy indrindra: andalana roa, tsy ho an'ny Israely fa ho an'ny firenena rehetra eto an-tany. Kely nefa feno ny antony omena: lehibe amintsika ny fitiavan'i Rayntsika araka ny fanekeny, ary tsy manam-paharoa ny fahatokiany.
Toko 117.
117 1Miderà an’i Raintsika, ry firenena rehetra! Ankalazao Izy, ry vahoaka rehetra! a a v1 Nanonona an’io andininy io i Paoly mba hampiseho fa hatramin’ny voalohany dia ny Ray no nikasa ny firenena — fa tsy i Israely irery ihany — hahita ny lalana hody Aminy (Romana 15:11). 2Fa lehibe ny famindrampo fanekeny amintsika, ary ny fahatokian’i Raintsika maharitra mandrakizay. Miderà Azy!